|
|
|
|

Entry manitikitika (kitikitika (kitika))
Part of speech active verb
 Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako
Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko
Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [1.1]
 To tickle, to touch with the fingertips [1.7]
 Chatouiller, toucher avec le bout des doigts [1.8]
Morphology 
Present : manitikitika
Past : nanitikitika
Future : hanitikitika
Imperative : manitikitiha

Updated on 2023/01/20