| Entry | manirikiry (kirikiry) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manirikiry (kirikiry) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | manakirikiry | ||||||||
| Updated on 2013/04/04 |
|