| Entry | manipaka (tsipaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy! Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manipaka | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Bara, Sihanaka, Tambahoaka] Mitsipika [1.78] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|