| Entry |
manilika
(ilika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
|
| | To push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
|
| | To push aside or farther off [1.7]
|
| | Pousser de côté ou plus loin [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
manilika |
| Past : |
nanilika |
| Future : |
hanilika |
| Imperative : |
maniliha |
|
| Synonyms | |
|