|
|
|
|

Entry manifika (hifika)
Part of speech active verb
 Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko
Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [1.1]
Morphology 
Present : manifika
Past : nanifika
Future : hanifika
Imperative : manifiha

Updated on 2023/01/05