| Entry |
manidy
(hidy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
|
| | Fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3]
|
| Examples |
| 1 | ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano;
[2.654]
|
| 2 | Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra.
[2.499]
|
| 3 | Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana.
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manidy |
| Past : |
nanidy |
| Future : |
hanidy |
| Imperative : |
manidia |
|
|
| Entry |
mañidy
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Mampiseho ny andrianify [1.78]
|
|