| Entry | mangozohozo (hozohozo) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Mivembena noho ny hahiazana Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1] | |||||||
| Examples | Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
[2.470] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mihozohozo | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|