| Entry |
mangorovitsika
(horovitsika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
|
| | To feel itchy; to be uneasy [1.7]
|
| | Avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery.
[2.895]
|
| 2 | Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako.
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mangorovitsika |
| Past : |
nangorovitsika |
| Future : |
hangorovitsika |
|
|