| Entry | mangitikitika (hitikitika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitovy amin' ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin' ny hevitra ihany: Misy fanontaniana mangitikitika ny saiko [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka] Manitikitika [1.78] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|