|
|
|
|

Entry mangirifiry (hirifiry)
Part of speech adjective
 Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io
Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1]
 Painful [1.2]

Updated on 2023/01/05