| Entry | mangintsina (hintsina) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra Mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry Manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra Leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1] | |||||||
| To ring (of the ears) [1.7] | |||||||
| Tinter (se dit des oreilles) [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|