| Entry |
mangina
(gina)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | [Bara]
Manirery [1.78]
|
| | Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany [1.1]
|
| | To be silent [1.2, 1.7]
|
| | Solitary, quiet [1.7]
|
| | Garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux [1.3]
|
| | Silencieux; solitaire [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Dia mangina ilay zaza.
[2.606]
|
| 2 | Mangina fa avelako eto ity.
[2.117]
|
| 3 | Mangina no mety, rey olona.
[2.528]
|
| 4 | Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana.
[2.245]
|
|
| Illustrations |
|
|
| Entry |
mangina
|
| Part of speech | noun
|
| | [Merina, Tanala]
(de hina : entente, accord tacite).
Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae).
L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps.
On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Gymnosporia divaricata |
|