| Entry |
mangetaheta
(hetaheta)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [1.1]
|
| | To be thirsty, ardently desirous [1.7]
|
| | Avoir soif [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo.
[2.529]
|
| 2 | Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena.
[2.285]
|
| 3 | Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, Mangetaheta izy any, ampisotroy.
[2.69]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mangetaheta |
| Past : |
nangetaheta |
| Future : |
hangetaheta |
|
|