|
|
|
|

Entry mangebaka (hebaka)
Part of speech adjective
 Foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
 Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
 Ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
 Vide, avoir faim [1.3]

Entry mangebaka
Part of speech adjective
  [Bezanozano] Loaka, lempona [1.78]

Updated on 2023/01/20