|
|
|
|

Entry mangaka (haka)
Part of speech adjective
 Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
 Light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]

Entry manka
Part of speech noun
 Misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
 Fêlure, fêlé [1.13]

Updated on 2023/01/20