|
|
|
|

Entry manenina (nenina)
Part of speech active verb
 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
 To regret [1.2, 1.7]
 To rue, to grieve at, to lament. [1.2]
 To repent [1.7]
 Se repentir, avoir des remords [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357]
2Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529]
Morphology 
Present : manenina
Past : nanenina
Future : hanenina
Imperative : menenèna

Entry manenina (tenina)
Part of speech active verb
  [Tambahoaka] manenona [1.78]

Updated on 2023/10/20