|
|
|
|

Entry manendrom-bohitra
Part of speech locution
Elementary words manendro, tendro, vohitra
 Mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1]

Updated on 2025/10/11