| Entry |
manendrika
(endrika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1]
|
| | To adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7]
|
| | Embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina.
[2.324]
|
| 2 | Manendrika ny vozonao ireo rado.
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manendrika |
| Past : |
nanendrika |
| Future : |
hanendrika |
|
|