| Entry | manendaka (endaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [1.1] | |||||||||
| To flay, to peel off [1.7] | |||||||||
| écorcher, dépouiller [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|