|
|
|
|

Entry manempotra (sempotra)
Part of speech active verb
 Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1]
Morphology 
Present : manempotra
Past : nanempotra
Future : hanempotra
Imperative : manempora

Updated on 2023/01/05