| Entry | mandroso (roso) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1] | |||||||||
| To progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7] | |||||||||
| Avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8] | |||||||||
| Examples | Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
[2.324] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | Mandroso | ||||||||
| Part of speech | name (newspaper) | ||||||||
| Author | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Tables and plates | All the titles | ||||||||
| Updated on 2023/07/21 |
|