| Entry | mandrisika (risika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1] | |||||||||
| Manao izay hifohazan'ny taova iray. [1.13] | |||||||||
| Exciter. [1.13] | |||||||||
| Examples | Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|