| Entry | mandrevo (revo) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] | |||||||
| To bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7] | |||||||
| S'enfoncer comme dans la boue [1.8] | |||||||
| Examples | Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
[2.472] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | Mandrevo | ||||||
| Part of speech | name (toponym) | ||||||
| Vocabulary | |||||||
| Coordinates | -19.2666667, 47.4333333
-18.9666667, 46.9333333 -18.9666667, 46.75 | ||||||
| Toponymy | man, revo | ||||||
| Updated on 2024/12/25 |
|