| Entry | mandramby (ramby) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misambotra tampoka ary an-kery amin' ny nify [1.1] | |||||||||
| Saisir subitement avec les dents, mordre [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mandramby (ramby) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Bara] Mandray [1.78] | |||||||||
| [Bezanozano] Manaiky, mandray [1.78] | |||||||||
| [Sihanaka] Manikitra, mandray [1.78] | |||||||||
| [Tanosy] Mandray [1.78] | |||||||||
| Mandrefy [1.13] | |||||||||
| Prov. For mandray (ray) [1.2] | |||||||||
| Lever [1.13] | |||||||||
| Updated on 2012/05/15 |
|