| Entry |
mandoko
(loko)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
|
| | To paint, to color; to glue [1.7]
|
| | Peindre, colorer; coller [1.8]
|
| Examples | Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra.
[2.314]
|
| Morphology |
| Present : |
mandoko |
| Past : |
nandoko |
| Future : |
handoko |
| Imperative : |
mandokoa |
|
|