|
|
|
|

Entry mandiso (diso)
Part of speech active verb
 Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [1.1]
 To err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [1.2]
 To deceive, to mislead; to make something wrong [1.7]
 Tromper; induire en erreur [1.8]
Examples Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [2.471]
Morphology 
Present : mandiso
Past : nandiso
Future : handiso
Imperative : mandisoa

Updated on 2023/01/20