| Entry | mandio (dio) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manala loto: Mandio tanàna Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka, Tambahoaka] Manadio [1.78] | |||||||||
| To cleanse, to purify [1.2, 1.7] | |||||||||
| To brighten [1.2] | |||||||||
| Nettoyer, purifier [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | manadio | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|