| Entry | mandevilevy (levilevy (levy)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1] | |||||||||
| To threaten, to scold [1.7] | |||||||||
| Gronder, gourmander [1.8] | |||||||||
| Examples | Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty.
[1.437] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|