|
|
|
|

Entry mandetsy (letsy)
Part of speech active verb
 Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
 To depress, to press down [1.7]
 Presser, déprimer [1.8]
Examples mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436]
Morphology 
Present : mandetsy
Past : nandetsy
Future : handetsy
Imperative : mandetse

Updated on 2023/01/20