| Entry | mandavorary (lavorary) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany [1.1] | |||||||||
| To accomplish in a proper manner, to effect [1.2] | |||||||||
| To carry out, to accomplish well [1.7] | |||||||||
| Mener à bonne fin, bien accomplir [1.8] | |||||||||
| Examples | Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny làlako
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|