| Entry |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1]
|
| | To use the expression lahilahy
[1.2]
|
| Examples | Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436]
|
| Morphology |
| Present : |
mandahilahy |
| Past : |
nandahilahy |
| Future : |
handahilahy |
| Imperative : |
mandahilahia |
|
|
| Entry |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Provincial]
In the provinces, to circumcise. [1.2]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Present : |
mandahilahy |
| Past : |
nandahilahy |
| Future : |
handahilahy |
| Imperative : |
mandahilahia |
|
|