|
|
|
|

Entry manavitsy (vitsy)
Part of speech active verb
 Mampihena isa [1.1]
 To reduce in number [1.7]
 Réduire en nombre [1.8]
Examples fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; [0.0]
Morphology 
Present : manavitsy
Past : nanavitsy
Future : hanavitsy
Imperative : manavitsia
Other spellings 

Updated on 2023/01/20