|
|
|
|

Entry manatsilany (tsilany)
Part of speech active verb
 Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany
Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony [1.1]
Morphology 
Present : manatsilany
Past : nanatsilany
Future : hanatsilany
Imperative : manatsilanesa

Updated on 2023/01/05