|
|
|
|

Entry manatsefaka (tsefaka)
Part of speech active verb
 Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"): Nanatsefaka (nampitsefaka) ny rindrina ilay rambondanitra nandalo anikeheo [1.1]
Morphology 
Present : manatsefaka
Past : nanatsefaka
Future : hanatsefaka
Imperative : manatsefaha

Updated on 2023/01/20