|
|
|
|

Entry manatroatra (troatra)
Part of speech active verb
 Mampiala tampoka amin' izay misy ny tena: Asa izay nanatroafra azy teo fa gaga daholo ny olona nahita azy lasa [1.1]
Morphology 
Present : manatroatra
Past : nanatroatra
Future : hanatroatra

Updated on 2023/01/05