| Entry |
manatrika
(atrika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1]
|
| | To face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2]
|
| | To face, to meet face to face [1.7]
|
| | Faire face; assister à [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245]
|
| 2 | Manatrika an' Ilaidama ve ianareo?
[2.528]
|
| 3 | Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena.
[2.472]
|
| 4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manatrika |
| Past : |
nanatrika |
| Future : |
hanatrika |
| Imperative : |
manatreha |
|
|
| Entry |
mañatrika
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Sihanaka]
Mitahy, manampy [1.78]
|
|