|
|
|
|

Entry manatraingo (traingo)
Part of speech active verb
 ( mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby [1.1]
Morphology 
Present : manatraingo
Past : nanatraingo
Future : hanatraingo
Synonyms mitraingo

Updated on 2023/01/05