|
|
|
|

Entry manatamberina (tamberina)
Part of speech active verb
 Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana [1.1]
Morphology 
Present : manatamberina
Past : nanatamberina
Future : hanatamberina

Updated on 2023/01/20