|
|
|
|

Entry manasakaiza (sakaiza)
Part of speech active verb
 Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1]
Morphology 
Present : manasakaiza
Past : nanasakaiza
Future : hanasakaiza
Synonyms manakaiza

Updated on 2023/01/20