|
|
|
|

Entry manasafy (safy)
Part of speech active verb
 Manampy, mameno (lamba) amin' ny akanjo atao sosony [1.1]
Morphology 
Present : manasafy
Past : nanasafy
Future : hanasafy
Imperative : manasafia

Updated on 2023/01/20