|
|
|
|

Entry manaran-daina
Part of speech locution
Elementary words manarana, laina
 Manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1]
Examples Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina. [2.649]

Updated on 2023/08/11