|
|
|
|

Entry manaraka ambokony
Part of speech locution
Elementary words manaraka, ambokony
 Manàiky be tsy manohitra fa mandeha amin' izao tsy am-piheverana; manàraka an-jamba fotsiny ary tsy mandinika [1.1]

Updated on 2023/04/16