|
|
|
|

Entry manaposaka (posaka)
Part of speech active verb
 Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Morphology 
Present : manaposaka
Past : nanaposaka
Future : hanaposaka
Imperative : manaposaha
Synonyms mamosaka

Updated on 2023/01/20