| Entry |
manapoaka
(poaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampirefotra: Manapoaka tafondro Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1]
|
| | To set off an explosion; to fire a gun [1.7]
|
| | Faire exploser; décharger un fusil [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny.
[2.643]
|
| 2 | Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy
[2.472]
|
| 3 | Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala.
[2.588]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manapoaka |
| Past : |
nanapoaka |
| Future : |
hanapoaka |
| Imperative : |
manapoaha |
|
|