| Entry |
manapitra
(tapitra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [1.1]
|
| | To finish, to bring to an end [1.7]
|
| | Achever [1.3, 1.8]
|
| | Compléter [1.3]
|
| | épuiser; terminer [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Horakoraka indray no manapitra izay.
[2.499]
|
| 2 | Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty.
[2.643]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manapitra |
| Past : |
nanapitra |
| Future : |
hanapitra |
| Imperative : |
manapera |
|
|
| Entry |
manapitra
(tapitra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Salir [1.3]
|
|