|
|
|
|

Entry manaparasaka (parasaka)
Part of speech active verb
 Manaparitaka, manely; mampiseho miharihary tsy misy miafina [1.1]
 Mampisandrahaka ny tanam-pahazavana [1.13]
 To spill [1.2]
 Diffracter [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manaparasaka
Past : nanaparasaka
Future : hanaparasaka
Imperative : manaparasaha

Updated on 2023/01/20