|
|
|
|

Entry manandratra (sandratra)
Part of speech active verb
 Manainga ho ambony: Manandra-tanana
Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
 To lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
 Soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Examples Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]
Morphology 
Present : manandratra
Past : nanandratra
Future : hanandratra
Imperative : manandrata

Updated on 2023/01/20