| Entry |
manampò
(fo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1]
|
| | To have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [1.2]
|
| | To expect [1.7]
|
| | Prévoir, s'attendre à [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
[2.588]
|
| 2 | Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany.
[2.895]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manampò |
| Past : |
nanampò |
| Future : |
hanampò |
| Imperative : |
manampoiza |
|
|