| Entry | manamboatra (voatra) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1] | |||||||
| To arrange, to prepare; to repair [1.7] | |||||||
| Arranger: préparer; réparer [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mamboatra | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|