| Entry | manamaimbo (maimbo (aimbo)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1] | |||||||||
| To cause to stink. [1.7] | |||||||||
| Rendre puant. [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|